more from
Libertalia Music
We’ve updated our Terms of Use to reflect our new entity name and address. You can review the changes here.
We’ve updated our Terms of Use. You can review the changes here.

Let's Be Happy

by Kristel

/
  • Streaming + Download

    Includes unlimited streaming via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    Purchasable with gift card

      €6 EUR  or more

     

1.
V 03:59
Izahay vendrana ( x2 ) Izay lazainao rehetra inoanay Revin-gadran’ialahy ekenay Jamba sy noana ny kofboay Ka fampanantenana paokaty Sy balarora no nahafatifaty Efa lako ho anay daholo izany Fahantrana higagana eran-tany Ny taranakay tsy tsjnjovinay F'aleo hi-debra ohatranay Miala izay mananatranay Ooooooooh araraotin’ialahy indray ny bandy e Ooooooooh sakano izay andeha (x2 ) Ref : oh oh oh oh izahay vendrana , vendrana eny ihany e ( x2 ) Oh oh oh oh voan’ialahy indray ny bandy e ( x2 ) Izahay vendrana ( x2 ) Rotsirotsin’ny teny malamany Dia nahatoky tokoa izahay Tsy fantanay fa kay handetikanay Tsy kobonay fa te hamono anay Jamban'ny arivo ( 1000 AR ) atao kaly hariva kay vy mahamay no valin’izay dia mbola manaraka ohatran’ny tôtô kely jamaban'ny taolana kay Ny kaly anio anie bainina Mbola ho tadiavina rahampitso Ilay milliara lalaovin’ialahy io anie Ka tsy ho hitanay mihitsy Sa hoe mbola tsy mendrika ny hampandrosoana Ilay toe-tsaina mbola tsy vonona Mba lazao kely aminay eee Ref : oh oh oh oh miandry miracle ( x3 ) foana e oh oh oh oh tsy mba miketrika , tsy mba mikandra fa miandry tolorana fotsiny eh oh oh oh oh dia nitsakitsahiny ( x3 ) fa donto eh oh oh oh oh izay vendrana foana , vendrana ihany , vendrana hatrany anie ramose eh Lasa minomino foana , miteniteny foana fa tapi-dalankaleha Mandrora mitsilany foana fa tsy mba mitsinjo izay mba ho ampitsony eh Manary fako eran’ny tanàna , tsy mba manarak’izay lalàna Ambany fieverana , tsy mba misaina , mandevi-tay antsalaka ianao io eh Izahay vendrana ( x2 ) Izay lazainao rehetra inoanay Revin-gadran’ialahy ekenay Jamba sy noana ny kofboay Ka fampanantenana paokaty Sy balarora no nahafatifaty Efa lako ho anay daholo izany Fahantrana higagana eran-tany Ny taranakay tsy tsjnjovinay F'aleo hi-debra ohatranay Miala izay mananatranay Ooooooooh araraotin’ialahy indray ny bandy e Ooooooooh sakano izay andeha (x2 ) Ref : oh oh oh oh izahay vendrana , vendrana eny ihany e ( x2 ) Oh oh oh oh voan’ialahy indray ny bandy e ( x2 ) Izahay vendrana ( x2 ) Rotsirotsin’ny teny malamany Dia nahatoky tokoa izahay Tsy fantanay fa kay handetikanay Tsy kobonay fa te hamono anay Jamban'ny arivo ( 1000 AR ) atao kaly hariva kay vy mahamay no valin’izay dia mbola manaraka ohatran’ny tôtô kely jamaban'ny taolana kay Ny kaly anio anie bainina Mbola ho tadiavina rahampitso Ilay milliara lalaovin’ialahy io anie Ka tsy ho hitanay mihitsy Sa hoe mbola tsy mendrika ny hampandrosoana Ilay toe-tsaina mbola tsy vonona Mba lazao kely aminay eee Ref : oh oh oh oh miandry miracle ( x3 ) foana e oh oh oh oh tsy mba miketrika , tsy mba mikandra fa miandry tolorana fotsiny eh oh oh oh oh dia nitsakitsahiny ( x3 ) fa donto eh oh oh oh oh izay vendrana foana , vendrana ihany , vendrana hatrany anie ramose eh Lasa minomino foana , miteniteny foana fa tapi-dalankaleha Mandrora mitsilany foana fa tsy mba mitsinjo izay mba ho ampitsony eh Manary fako eran’ny tanàna , tsy mba manarak’izay lalàna Ambany fieverana , tsy mba misaina , mandevi-tay antsalaka ianao io eh
2.
I GOT YOU 02:50
Kristel
3.
OUT LOUD 03:10
I CAN FEEL YOU LIKE RAIN ON MY BODY , ON MY SKIN BABY YOU KNOW , I CANNOT EXPLAIN THIS FEELING IS SO STRANGE BABY YOU , BABY I GOT YOU REF : I DON’T KNOW IF THAT’S REALLY LOVE BUT I GOT YOU I DON’T KNOW IF THAT’S REALLY REALLY LOVE BUT I GOT YOU I THINK OF YOU AS AN ANGEL OF GOD THA’S WHY I GOT YOU I GOT YOU ( X4 ) BABY I GOT YOU I CAN SEE YOU LIKE A LOVELY SHADE WHO FOLLOWS ME EVERYWHERE MY HEART IS BEATING RAPIDLY WHEN I SEE YOU SMILING BABY YOU , BABY I GOT YOU
4.
WAIT FOR ME 02:34
WAIT FOR ME andraso eo aho f’efa ho avy andraso ao aho raha tsy mampaninon’anao andraso eo aho fa tsy maintsy higadon’eo dia ho re avy lavitra ilay feoko amin'io toeran’io hisy hialofana wait for me , i have no excuse Izaho koa mbola nikandra wait for me , don’t move REF : wait for me — (don’t move) wait for me — (stay put) wait for me — i’m comming what i have to tell you is important izay mahandry no vadin’andriana i’m getting close , tamy eo aho rehefa avy eo RAP : Zay maharitra vadin'andriana fa zay tsy maharitra vady fandriana Manao metimety ngeh zah fa tsy maintsy ho tonga eo na oviana n'oviana Fa zay tia mahandry, ny tsy tia no mavandy, zah mbola miakanjo Tsy maintsy tonga aho fa tsara kokoa angeh ny tara noho ny tsy ho avy.. Mba mibikabika ngeh zah fa tsy oe tsy maika ny ho any aminao Manao tsaratsara kely aho fa tsy anao pozy fatanitany.. (Efa tamy tamy)
5.
6.
LET’S BE HAPPY Mifalia, andao iriharia Let's be happy, let's go crazy Come on and sing with me Tsy anatra tsy fomba , fa fizarana ho an’ireo mpomba Mpomban’ny fiainam-pifaliana , mandrosoa ianao raha liana Satria tiana ny fisian’ny fitsikitsikiana Tsy misy fetra f’aleo ho an izay vita Andao hiara handroso miarak’@ireo tiana Ankafizo ny fotoana , raiso izay rehetra manoloana Andao handihy , hikiakiaka , hiara hiriharia , hiaraka hihira Adinoy ikala kely raha nandratra fo — let’s talk about something good -- Adinoy io bandy io raha efa nahavoa — where happiness is our mood -- F’zay ratsy rehetra tonga dia dory — Izahay mitsngana eto tsy ahasosotra ny fo efa ory — be crazy , be happy — Let’s open our minds baby -- Dia ndao hifampizara , ndao hiara hilalala Andao hiriharia , anao mozika miaina Mifalia raha mbola velon'aina Andao iriharia anao velon' aina Let's be happy No short life is Let's go crazy Come on and sing with me MIFALIA RAHA MBOLA VELON’AINA

about

The electric phenomenon Kristel returns with a new EP, pop, urbain, hyper, electro. There is a type of cartoon energy found in this new album : the hyper pop and acid colors throughout.

credits

released May 29, 2020

Kristel

license

all rights reserved

tags

about

Kristel Le Mans, France

These roaring artists in their twenties, all from underprivileged areas of the capital Antananarivo, are determined, more
than ever, to electrify the crowds. They talk about the injustices of the Big Red Island, corruption, the glaring gap between
rich and poor, the precariousness and exclusion of young people, their hopes, dreams and their loved ones.
... more

contact / help

Contact Kristel

Streaming and
Download help

Report this album or account

If you like Kristel, you may also like: