1. |
Ny Ampitso
03:33
|
|||
2. |
Hilalalala
03:01
|
|||
Tonga indray ny androany
Hijerena ny any ho any
Lasa iny omaly iny
Ho antsointsika hoe fahiny
Ho avy ny ampitso
Hitsarana izay diso
Zany fiainanay izany e (*2)
Hiaina ny androany e
Hanadino ny omaly oh ouh
Hanatsara ny ampitso e
Hilalalala zahay
Ref: HILALALALA (*4)
Tonga 'dray ny androany
´ndao tsika mba hijery ny any ho any
Las'iny omaly iny
Ho antsointsika ndray hoe fahiny
Ho avy ny ampitso
Hitsarana izay diso
Zany fiainanay izany ,
Fianampiainanay izany , fiainanay eto @ tanàna zany ry bainina
Ref : HILALALALA (*4)
|
||||
3. |
||||
4. |
Irony
03:50
|
|||
ref : Aleo ho any a a a a a a (*4)
Manan-kery ny any aminay
Fa ny volanao tsy volanay
Ny aretinao tsy aretinay
Fa ny anay efa mamaivay e (*2)
Ny fotsy mainty
Ny mainty fotsy
Ny fisainana niova loko
Nankany an-dafy tsy niafiafy oay !
Oh ry tony e (*2)
Te handroso nefa tsy miroso
Te handreha nefa mahare
Tsy mijery fa voateritery
Tsy mihetsika fa tsy manankery
Ref : aleo ho any a a a a a a a (*4)
Aleo ho any ´zay te ho any
Aleo hifanga ´zay te hifanga
Aleo handroso , dia aleo hazava
Fa ny ambo-ponao tsy atao anakan'ahye
Sa atao hanakana ahy ve ?
Ny fotsy mainty ...
Te handroso nefa tsy hiroso ...
Nangalariny zay hitany tany
Mody nalainy nefa hanompa azy
F'aleo ho any dia tsy misy tsiny
Fa izy mangalatra sady manampy (2*)
aleo ho any a a a a a a a (*4)
1 / 2
ALEO HO ANY (*2)
|
||||
5. |
Masoandro
03:17
|
|||
sombi-masoandro semba-drahona
rirnina sy hafanana mihaona
takon’ilay hazavana kely
dify ilay mpitety
Ooooooooh
fanantenana tsy mba ho foana
ry masoandro isika mbola hihaona
aleo hatrehina izay misy
fa indro ianao efa nidify
semban-drahona tokoa manko ,
lay mazav'alina tato anatiko
ny lanitra mangina no mba namako
masoandro mikipy meteza ianao ami-toerako
|
||||
6. |
Maditra
03:38
|
|
||
Enoy angeh , lasa aho izao
Enoy angeh , aleo aho andao
Enoy izaho ! Izaho efa tsy tia anao
Fa mba te hampilaza , sao gaga raha tsy hita ao
Ref : 1 : Ny lalako no hizorako
Ianao efa arihako
Aleo tonga dia tsoriko
F'efa niova ny olon-tiako
MADITRA
Tsy enoiny angeh , mbola misisika e
Mba lazao azy re , fa izaho efa andeha
Oh Lazao izy hoe , izaho efa tsy tia azy intsony re
Lazao izy hoe , tsy izy irery no afaka mirehareha
Ref : ny lalako no hizorako ...
MADITRA
Ref : Ny lalako no hizorako ...
Aleo indray mba mifandao e
Mba tsy hisy tsiny any aoriana e
Olon-kafa ndray tazanina e
MADITRA
|
||||
7. |
Feno
02:42
|
|||
Boaty mainty midoboka
Fako maimbo midoroboka
Olo-maro mikarenjy
Tananarivo ihany no reny
Tana - Iarivo (*2)
Zazakely mangataka
Mpanankarena mihatakataka
Sipa kely mitanjatanjaka
´reo mpanendaka manataka
Ref: feno , fenoy (*2)
Fenofenoy ny banga raha hiakatra [*3]
Feno , fenoy (*2)
Any antanàna ihany hoa ny tataka
´zay efa tafa mitaraina
Manam-bola indray vao reraka ny saina
Mifoha maraina dia malaindaina
Mahatsiaro an'izany ´zaho dia taraina
Ref : feno , fenoy ....
Hainao hainao ny manao hoe TSIA
ianao ianao tsy mba manampy
Hainao hainao ny manao hoe TSIA
Fa hoe ianao ianao tsy mba manampidiny
Hainao hainao ny manao hoe TSIA
ianao ianao tsy mba manampy
Ref : feno , fenoy ...
|
||||
8. |
Aiza Ho Aiza
04:29
|
|||
Aiza ho aiza zah?
Ireo fikasako teny ho eny
Ny saiko lasa mankeny
Ny fanantenako voafetra
Ho lasa fa tsy afaka mandeha
Very hevitra (*3)
Aiza ho aiza zah?
Mirevy dia mandrevy
Ho aiza raha tsy ho etsy
Mankany dia manketsy
Lasa any dia nankany
Dia lasa vinany , dia lasa mivina any
Dia lasa mivoana any , dia lasa miverina any
Tsaraina toa marary manan'aina
Tenenina toa lasa tsy olombelona
Tsy hay intsony na ho velona
Na ho faty any, na ho faty ihany (*2)
Fa nahoana kosa no dia mitaraina
No dia marary saina
Fa nahoana kosa no tsy mba mahita
Ny lalan-kobana nefa mba te ho any
Fa nahoana kosa no tsy mba mahita hoe aiza aho no hitaraina
Rahoviana vao mba hiaina
Rahoviana vao mba ho ilaina
AIZA HO AIZA
|
||||
9. |
Olona Tsy Hita
02:47
|
|||
Mba tsy hisy ho lany manja
Tsy hisy ny fahadisoam-panantenana
Ny nofinofy no manjaka
Mampiakatra ny hafanana
Ho lasa ´zay tsy tàna
Manao ´zay rehetra sitrapoko
Manaraka ny ato an-tsaiko
Lafatra toy ny anjely
Fitiavana mandroso tsikelikely
Aleoko mitia oLona tsy hita
Aleoko maniry olona tsy fantatra
Ref (*2) : Mitia o o o maniry o o o
Mba tsy hisy disadisa
Izy handefitra tsy hila kisa
Hanome fitiavana ´zay lehibe indrindra eo aminy
Maranin-tsaina koa izy
Sombi-kasarotapiaro fotsiny
No haneohany fa izaho lay tokany
Hanampy foana amin'ny sarotra
Hizaka tsy hiady varotra ayayaya
Ref (*2) : aleoko mitia ...
hananatr'ahy raha misy ny tsy mety
Fa ts'hibetrok'ahy hanisy tebiteby
Fa n'ilaiko ombieny ombieny
Dia ny fony hiteny
Fa ´zaho irery ihany no TOKANY
Ref (*2) mitia olana tsy hita ...
Mitia ooo maniry ooo
|
||||
10. |
Mozika Mankafy
05:11
|
|||
Zay ´lay mozika
Mozika mankafy
Indro aho izaho , ho anao , anilanao
Raha tsy eo ianao malahelo aho , very aho
Izaho anao , ianao ho ahy tsy misy ny mampanahy
Fa fanahy iray , fitiavana iray , tsy mba manahy
zay ilay fitia ho entintsika mankafy
zay mozika mankafy
zay ilay fitia ho entintsika mankafy
zay mozika mankahery
izay lay mozika , mozika mankafy
izay lay mozika , mozika mankafy
Izay ´lay fitia mozika mankafy
Omeko an-dry
Izay lay mozika , mozika mankafy
Indro aho izaho , ho anao , anilanao
Raha tsy eo ianao malahelo aho , very aho
Mozikako , fiainako aza miala lavitr'ianao
Fa raha tsy eo ianao marary aho
zay ilay fitia ho entintsika mankafy
zay mozika mankahery
zay ilay fitia ho entintsika mankafy
zay mozika mankafy
izay lay mozika , mozika mankafy
izay lay mozika , mozika mankafy (*2)
Izay ´lay fitia mozika mankafy
Omeko an-dry
Izay lay mozika , mozika mankafy
Hiainako ety
|
Kristel Le Mans, France
These roaring artists in their twenties, all from underprivileged areas of the capital Antananarivo, are determined,
more
than ever, to electrify the crowds. They talk about the injustices of the Big Red Island, corruption, the glaring gap between
rich and poor, the precariousness and exclusion of young people, their hopes, dreams and their loved ones.
... more
Streaming and Download help
If you like Kristel, you may also like:
Bandcamp Daily your guide to the world of Bandcamp