more from
Libertalia Music
We’ve updated our Terms of Use to reflect our new entity name and address. You can review the changes here.
We’ve updated our Terms of Use. You can review the changes here.

V

by Kristel

supported by
/
  • Streaming + Download

    Includes unlimited streaming via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    Purchasable with gift card

      €1 EUR  or more

about

V
Kristel’s latest single coined “V” is a social satire of the everyday’s chaotic life of the Malagasy. A song as a commitment to act now to provide a better perpective for future generations.

lyrics

Izahay vendrana ( x2 )
Izay lazainao rehetra inoanay
Revin-gadran’ialahy ekenay
Jamba sy noana ny kofboay
Ka fampanantenana paokaty
Sy balarora no nahafatifaty

Efa lako ho anay daholo izany
Fahantrana higagana eran-tany
Ny taranakay tsy tsjnjovinay
F'aleo hi-debra ohatranay
Miala izay mananatranay

Ooooooooh araraotin’ialahy indray ny bandy e
Ooooooooh sakano izay andeha (x2 )

Ref : oh oh oh oh izahay vendrana , vendrana eny ihany e ( x2 )
Oh oh oh oh voan’ialahy indray ny bandy e ( x2 )

Izahay vendrana ( x2 )
Rotsirotsin’ny teny malamany
Dia nahatoky tokoa izahay
Tsy fantanay fa kay handetikanay
Tsy kobonay fa te hamono anay

Jamban'ny arivo ( 1000 AR ) atao kaly hariva
kay vy mahamay no valin’izay
dia mbola manaraka ohatran’ny tôtô kely
jamaban'ny taolana kay

Ny kaly anio anie bainina
Mbola ho tadiavina rahampitso
Ilay milliara lalaovin’ialahy io anie
Ka tsy ho hitanay mihitsy

Sa hoe mbola tsy mendrika ny hampandrosoana
Ilay toe-tsaina mbola tsy vonona
Mba lazao kely aminay eee
Ref : oh oh oh oh miandry miracle ( x3 ) foana e
oh oh oh oh tsy mba miketrika , tsy mba mikandra fa miandry
tolorana fotsiny eh
oh oh oh oh dia nitsakitsahiny ( x3 ) fa donto eh
oh oh oh oh izay vendrana foana , vendrana ihany , vendrana
hatrany anie ramose eh

Lasa minomino foana , miteniteny foana fa tapi-dalankaleha
Mandrora mitsilany foana fa tsy mba mitsinjo izay mba ho ampitsony eh
Manary fako eran’ny tanàna , tsy mba manarak’izay lalàna
Ambany fieverana , tsy mba misaina , mandevi-tay antsalaka ianao io
eh

credits

released June 14, 2019
Written & composed by Kristel
Produced by Jean Lamoot
(C) & (P) Libertalia Music 2019

license

all rights reserved

tags

about

Kristel Le Mans, France

These roaring artists in their twenties, all from underprivileged areas of the capital Antananarivo, are determined, more
than ever, to electrify the crowds. They talk about the injustices of the Big Red Island, corruption, the glaring gap between
rich and poor, the precariousness and exclusion of young people, their hopes, dreams and their loved ones.
... more

contact / help

Contact Kristel

Streaming and
Download help

Report this track or account

If you like Kristel, you may also like: